Ash-Shu'ara · 76/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
أَنتُمْ وَآبَاؤُكُمُ الْأَقْدَمُونَ ۝٧٦
Antum wa aabaaa`ukumul aqdamoon
📖 Dikany Malagasy
Ianareo sy ireo razambenareo taloha ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 74-78 — Ash-Shu'ara

74قَالُوا بَلْ وَجَدْنَا آبَاءَنَا كَذَٰلِكَ يَفْعَلُونَ
Niteny izy ireo hoe : “Tsia ! Fa izahay nahita ireo razambenay dia tahaka izany no nataony”.
75قَالَ أَفَرَأَيْتُم مَّا كُنتُمْ تَعْبُدُونَ
Niteny izy:moa ve hitanareo izay notompoinareo.
76أَنتُمْ وَآبَاؤُكُمُ الْأَقْدَمُونَ
Ianareo sy ireo razambenareo taloha ?
77فَإِنَّهُمْ عَدُوٌّ لِّي إِلَّا رَبَّ الْعَالَمِينَ
Tena marina fa izy ireo dia fahavaloko daholo, afa-tsy ny Tompon’izao tontolo izao.
78الَّذِي خَلَقَنِي فَهُوَ يَهْدِينِ
Izay nahary ahy ary Izy no mitari-dalana ahy.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
76Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 76

Surah Ash-Shu'ara Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ianareo sy ireo razambenareo taloha ?

Surah Andininy 76/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers