Iloaran'i Imrana · 163/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
هُمْ دَرَجَاتٌ عِندَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ بَصِيرٌ بِمَا يَعْمَلُونَ ١٦٣
Transliteration
Hum darajaatun `indal laah; wallaahu baseerum bimaa ya`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Izy ireo dia samy amin’ny ambaratongan-daharany eo anatrehan’i Allah. ary i Allah dia tena mahita izay rehetra ataon’izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 161-165 — Iloaran'i Imrana
161وَمَا كَانَ لِنَبِيٍّ أَن يَغُلَّ ۚ وَمَن يَغْلُلْ يَأْتِ بِمَا غَلَّ يَوْمَ الْقِيَامَةِ ۚ ثُمَّ تُوَفَّىٰ كُلُّ نَفْسٍ مَّا كَسَبَتْ وَهُمْ لَا يُظْلَمُونَ
Tsy ny Mpaminany (s.w.a) mihitsy no mibodo ny zavatra azo babo. N'iza n'iza mibodo ny zavatra azo babo, dia mitondra miaraka Aminy izay nobodoiny amin’ny Andro fitsanganana amin’ny maty Izy. Avy eo dia omena tanteraka ny tsirairay ny valin’asany, ary izy ireo dia tsy ho ambakaina.
162أَفَمَنِ اتَّبَعَ رِضْوَانَ اللَّهِ كَمَن بَاءَ بِسَخَطٍ مِّنَ اللَّهِ وَمَأْوَاهُ جَهَنَّمُ ۚ وَبِئْسَ الْمَصِيرُ
Moa ve izay manome fahafaham-po an’i Allah dia mitovy amin’izay hiharan’ny fahatezeran’i Allah ? Ny fialofany dia ny Afobe. Ary tena ratsy tokoa izany fiafarana izany !
163هُمْ دَرَجَاتٌ عِندَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ بَصِيرٌ بِمَا يَعْمَلُونَ
Izy ireo dia samy amin’ny ambaratongan-daharany eo anatrehan’i Allah. ary i Allah dia tena mahita izay rehetra ataon’izy ireo.
164لَقَدْ مَنَّ اللَّهُ عَلَى الْمُؤْمِنِينَ إِذْ بَعَثَ فِيهِمْ رَسُولًا مِّنْ أَنفُسِهِمْ يَتْلُو عَلَيْهِمْ آيَاتِهِ وَيُزَكِّيهِمْ وَيُعَلِّمُهُمُ الْكِتَابَ وَالْحِكْمَةَ وَإِن كَانُوا مِن قَبْلُ لَفِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Efa nomen’i Allah tombontsoa ireo mpino, raha nandefa tamin’izy ireo an'ilay Iraka avy amin’izy ireo ihany Izy, izay hamaky ireo fanambarany amin’izy ireo, sy hanadio ny fanahin’izy ireo, ary hampianatra azy ireo ny Boky sy ny fahendrena, raha tao anatin’ny fahaverezana miharihary izy ireo teo aloha.
165أَوَلَمَّا أَصَابَتْكُم مُّصِيبَةٌ قَدْ أَصَبْتُم مِّثْلَيْهَا قُلْتُمْ أَنَّىٰ هَٰذَا ۖ قُلْ هُوَ مِنْ عِندِ أَنفُسِكُمْ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Fa ahoana ! Raha niharan’ny fahavoazana iray Ianareo dia efa voa tahaka izany avo roa heny Ianareo fahiny, niteny Ianareo hoe : “ Avy aiza izao ? ”. Teneno hoe : “ Izy io dia avy amin’ny tenanareo ihany ”. Marina fa i Allah dia mahefa ny zava-drehetra.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
163Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 163
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 163 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izy ireo dia samy amin’ny ambaratongan-daharany eo anatrehan’i Allah. ary…Surah Andininy 163/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 161–165. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








