Iloaran'i Imrana · 57/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
وَأَمَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ فَيُوَفِّيهِمْ أُجُورَهُمْ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ الظَّالِمِينَ ۝٥٧
Wa ammal lazeena aamanoo wa `amilus saalihaati fa yuwaffeehim ujoorahum; wallaahu laa yuhibbuz zaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay nino sy nanao ireo asa soa, dia omeny azy ireo tanteraka ny valin-kasasaran’izy ireo. Ary Allah dia tsy tia ireo mpanao ny tsy rariny.

🎧 Henoy


📜 Andininy 55-59 — Surah Iloaran'i Imrana

55إِذْ قَالَ اللَّهُ يَا عِيسَىٰ إِنِّي مُتَوَفِّيكَ وَرَافِعُكَ إِلَيَّ وَمُطَهِّرُكَ مِنَ الَّذِينَ كَفَرُوا وَجَاعِلُ الَّذِينَ اتَّبَعُوكَ فَوْقَ الَّذِينَ كَفَرُوا إِلَىٰ يَوْمِ الْقِيَامَةِ ۖ ثُمَّ إِلَيَّ مَرْجِعُكُمْ فَأَحْكُمُ بَيْنَكُمْ فِيمَا كُنتُمْ فِيهِ تَخْتَلِفُونَ
Raha niteny Allah nanao hoe : “Ry Issaa, lazaiko marina aminao, fa Izaho dia hanapitra ny fiainanao ety an-tany, ary hampiakatra anao ho aty Amiko, hanadio anao amin’ireo tsy mpino, ary ireo izay nanara-dia sy nankato anao dia ho ambonin’ireo tsy mpino mandra-pahatongan’ny andro fitsanganana. Ary dia aty Amiko no hiverenanareo, ka hitsara anareo Aho amin’izay nampifanolana anareo.
56فَأَمَّا الَّذِينَ كَفَرُوا فَأُعَذِّبُهُمْ عَذَابًا شَدِيدًا فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ وَمَا لَهُم مِّن نَّاصِرِينَ
Fa ho an’ireo tsy nino kosa, dia homeko famaizana mafy izy ireny, ety an-tany sy any an-koatra; ary tsy hanana mpamonjy intsony izy ireny”.
57وَأَمَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ فَيُوَفِّيهِمْ أُجُورَهُمْ ۗ وَاللَّهُ لَا يُحِبُّ الظَّالِمِينَ
Ary ireo izay nino sy nanao ireo asa soa, dia omeny azy ireo tanteraka ny valin-kasasaran’izy ireo. Ary Allah dia tsy tia ireo mpanao ny tsy rariny.
58ذَٰلِكَ نَتْلُوهُ عَلَيْكَ مِنَ الْآيَاتِ وَالذِّكْرِ الْحَكِيمِ
Izany, izay vakianay Aminao, dia anisan’ireo fahagagana sy fahatsiarovana feno fahendrena.
59إِنَّ مَثَلَ عِيسَىٰ عِندَ اللَّهِ كَمَثَلِ آدَمَ ۖ خَلَقَهُ مِن تُرَابٍ ثُمَّ قَالَ لَهُ كُن فَيَكُونُ
Tena marina fa i Issa (Jesoa), eo anatrehan’i Allah, dia mitovy amin’i Adama, noforoniny avy tamin’ny fotaka Izy, avy eo dia niteny Taminy Izy ka nanao hoe : “ Misia ! ”, dia nisy tokoa izany.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
57Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 57

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay nino sy nanao ireo asa soa, dia…

Surah Andininy 57/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers