As-Saffat · 100/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
رَبِّ هَبْ لِي مِنَ الصَّالِحِينَ ١٠٠
Transliteration
Rabbi hab lee minas saaliheen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tompo ô ! Omeo taranaka mba ho anisan’ireo mpanao soa aho.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 98-102 — As-Saffat
98فَأَرَادُوا بِهِ كَيْدًا فَجَعَلْنَاهُمُ الْأَسْفَلِينَ
Nitady hanao teti-dratsy taminy izy ireo ; ka nataonay latsaka ambany indrindra izy ireo.
99وَقَالَ إِنِّي ذَاهِبٌ إِلَىٰ رَبِّي سَيَهْدِينِ
Ary niteny izy hoe : Izaho dia handeha any amin’ny Tompoko ary hitari-dalana ahy Izy.
100رَبِّ هَبْ لِي مِنَ الصَّالِحِينَ
Tompo ô ! Omeo taranaka mba ho anisan’ireo mpanao soa aho.
101فَبَشَّرْنَاهُ بِغُلَامٍ حَلِيمٍ
Nolazainay vaovao mahafaly izy fa hahazo zazalahy be fangoraham-po.
102فَلَمَّا بَلَغَ مَعَهُ السَّعْيَ قَالَ يَا بُنَيَّ إِنِّي أَرَىٰ فِي الْمَنَامِ أَنِّي أَذْبَحُكَ فَانظُرْ مَاذَا تَرَىٰ ۚ قَالَ يَا أَبَتِ افْعَلْ مَا تُؤْمَرُ ۖ سَتَجِدُنِي إِن شَاءَ اللَّهُ مِنَ الصَّابِرِينَ
Ary rehefa nahatratra ny taona ahafahany miaraka aminy izy dia niteny (Ibrahimo) hoe: “Anaka, izaho dia nahita tamin’ny nofy fa nanao sorona anao. Ka ahoana àry ny fahitanao izany”. Niteny (Ismaely) hoe: “Ry dada ô! Ataovy izay nandidiana anao fa ho hitanao aho, raha sitrak’i Allah, fa anisan’ireo manam-paharetana.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
100Andininy
Fandikana — As-Saffat 100
Surah As-Saffat Andininy 100 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tompo ô ! Omeo taranaka mba ho anisan’ireo mpanao soa…Surah Andininy 100/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 98–102. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








