Adh-Dhariyat · 12/60
Fandikana Fanononana — Surah Adh-Dhariyat
يَسْأَلُونَ أَيَّانَ يَوْمُ الدِّينِ ۝١٢
Yas`aloona ayyaana yawmud Deen
📖 Dikany Malagasy
Manontany izy ireo hoe : “Rahoviana ny andro fitsarana? ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Surah Adh-Dhariyat

10قُتِلَ الْخَرَّاصُونَ
Novonoina ireo mpandainga,
11الَّذِينَ هُمْ فِي غَمْرَةٍ سَاهُونَ
Izay nilatsaka tao anatin’ny tsy firaharahiana.
12يَسْأَلُونَ أَيَّانَ يَوْمُ الدِّينِ
Manontany izy ireo hoe : “Rahoviana ny andro fitsarana? ”
13يَوْمَ هُمْ عَلَى النَّارِ يُفْتَنُونَ
Ny andro hisedrana azy ireo amin’ny afo :
14ذُوقُوا فِتْنَتَكُمْ هَٰذَا الَّذِي كُنتُم بِهِ تَسْتَعْجِلُونَ
“Ampandramo ny fisedrana, fa indro ilay notadiavinareo ho hafainganina”.
Adh-DhariyatFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Adh-Dhariyat 12

Surah Adh-Dhariyat Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Manontany izy ireo hoe : “Rahoviana ny andro fitsarana? ”

Surah Andininy 12/60 — Surah Adh-Dhariyat الذاريات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Adh-Dhariyat Henoy, Surah Adh-Dhariyat Fandikana, Surah Adh-Dhariyat mp3, Surah Adh-Dhariyat pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers