Adh-Dhariyat · 55/60
Fandikana Fanononana — Surah Adh-Dhariyat
وَذَكِّرْ فَإِنَّ الذِّكْرَىٰ تَنفَعُ الْمُؤْمِنِينَ ٥٥
Transliteration
Wa zakkir fa innaz zikraa tanfa`ul mu`mineen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary aoka ianao hifampahatsiaro , fa ahazoan’ireo mpino tombontsoa ny fampahatsiarovana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 53-57 — Surah Adh-Dhariyat
53أَتَوَاصَوْا بِهِ ۚ بَلْ هُمْ قَوْمٌ طَاغُونَ
Nifampitan’izy ireo va izany teny izany ? Fa mpandika lalana tokoa izy ireo.
54فَتَوَلَّ عَنْهُمْ فَمَا أَنتَ بِمَلُومٍ
Mihataha amin’izy ireo ianao, fa tsy homena tsiny.
55وَذَكِّرْ فَإِنَّ الذِّكْرَىٰ تَنفَعُ الْمُؤْمِنِينَ
Ary aoka ianao hifampahatsiaro , fa ahazoan’ireo mpino tombontsoa ny fampahatsiarovana.
56وَمَا خَلَقْتُ الْجِنَّ وَالْإِنسَ إِلَّا لِيَعْبُدُونِ
Tsy nohariako ny djiny sy ny olombelona, raha tsy ny hanompoan’izy ireo Ahy.
57مَا أُرِيدُ مِنْهُم مِّن رِّزْقٍ وَمَا أُرِيدُ أَن يُطْعِمُونِ
Tsy mila foto-pivelomana avy amin’izy ireo Aho, ary tsy tiako ny hampisakafoan’izy ireo Ahy.
Adh-DhariyatFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
55Andininy
Fandikana — Adh-Dhariyat 55
Surah Adh-Dhariyat Andininy 55 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aoka ianao hifampahatsiaro , fa ahazoan’ireo mpino tombontsoa ny…Surah Andininy 55/60 — Surah Adh-Dhariyat الذاريات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Adh-Dhariyat Henoy, Surah Adh-Dhariyat Fandikana, Surah Adh-Dhariyat mp3, Surah Adh-Dhariyat pdf. Andininy 53–57. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








