Al-A'raf · 118/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَوَقَعَ الْحَقُّ وَبَطَلَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ ١١٨
Transliteration
Fawaqa`al haqqu wa batala maa kaanoo ya`maloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka dia tanteraka tokoa ny marina ary rava izay rehetra nataon’izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 116-120 — Al-A'raf
116قَالَ أَلْقُوا ۖ فَلَمَّا أَلْقَوْا سَحَرُوا أَعْيُنَ النَّاسِ وَاسْتَرْهَبُوهُمْ وَجَاءُوا بِسِحْرٍ عَظِيمٍ
Niteny Izy nanao hoe : “Atsipio ny anareo”. Rehefa nanipy izy ireo, dia nanova ny mason’ireo olona izy ireo ary koa nampihorohoro azy ireo, ary tonga niaraka tamin’ny majika mahery vaika izy ireo.
117۞ وَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنْ أَلْقِ عَصَاكَ ۖ فَإِذَا هِيَ تَلْقَفُ مَا يَأْفِكُونَ
Ary nandefasanay hafatra i Mosesy nanao hoe : “Atsipio ny tehinao”. Dia indro izany fa nitsaingoka izay rehetra noforonin’izy ireo.
118فَوَقَعَ الْحَقُّ وَبَطَلَ مَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ka dia tanteraka tokoa ny marina ary rava izay rehetra nataon’izy ireo.
119فَغُلِبُوا هُنَالِكَ وَانقَلَبُوا صَاغِرِينَ
Ka dia resy tamin’izany izy ireo ary lasa afa-baraka.
120وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
118Andininy
Fandikana — Al-A'raf 118
Surah Al-A'raf Andininy 118 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka dia tanteraka tokoa ny marina ary rava izay rehetra…Surah Andininy 118/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 116–120. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








