Ibrahim · 49/52
Fandikana Fanononana — Surah Ibrahim
وَتَرَى الْمُجْرِمِينَ يَوْمَئِذٍ مُّقَرَّنِينَ فِي الْأَصْفَادِ ٤٩
Transliteration
Wa taral mujrimeena Yawma `izim muqarraneena filasfaad
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary amin’izany andro izany dia ho hitanao ireo mpanao heloka be vava, voafatotra amin’ny rojo vy amin’ny sasany ny sasany.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 47-51 — Surah Ibrahim
47فَلَا تَحْسَبَنَّ اللَّهَ مُخْلِفَ وَعْدِهِ رُسُلَهُ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ ذُو انتِقَامٍ
Aza mihevitra fa i Allah dia hivadika amin’ny fampanantenana nataony tamin’ireo Irany. Marina fa i Allah ilay Mahery, Tompon’ny fahefana hanasazy.
48يَوْمَ تُبَدَّلُ الْأَرْضُ غَيْرَ الْأَرْضِ وَالسَّمَاوَاتُ ۖ وَبَرَزُوا لِلَّهِ الْوَاحِدِ الْقَهَّارِ
Amin’ny Andro izay hanoloana ny tany ho hafa, ary toy izany koa ireo lanitra, ary izy ireo dia hiseho eo anatrehan’i Allah, ilay Tokana, Ilay Mpifehy Avo indrindra.
49وَتَرَى الْمُجْرِمِينَ يَوْمَئِذٍ مُّقَرَّنِينَ فِي الْأَصْفَادِ
Ary amin’izany andro izany dia ho hitanao ireo mpanao heloka be vava, voafatotra amin’ny rojo vy amin’ny sasany ny sasany.
50سَرَابِيلُهُم مِّن قَطِرَانٍ وَتَغْشَىٰ وُجُوهَهُمُ النَّارُ
Ny fitafin’izy ireo dia tena (godorao, tara), ary handrakotra ny tavan’izy ireo ny afo.
51لِيَجْزِيَ اللَّهُ كُلَّ نَفْسٍ مَّا كَسَبَتْ ۚ إِنَّ اللَّهَ سَرِيعُ الْحِسَابِ
Mba hamalian’i Allah ny tsirairay amin’ny asa izay vitany. Tena marina fa i Allah dia haingam-pitsara.
IbrahimFizahan-takila Koraña
52Andininy
MeccanRevelation
49Andininy
Fandikana — Ibrahim 49
Surah Ibrahim Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary amin’izany andro izany dia ho hitanao ireo mpanao heloka…Surah Andininy 49/52 — Surah Ibrahim إبراهيم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ibrahim Henoy, Surah Ibrahim Fandikana, Surah Ibrahim mp3, Surah Ibrahim pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 28, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


