Al-Hijr · 70/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ ۝٧٠
Qaalooo awalam nanhaka `anil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”

🎧 Henoy


📜 Andininy 68-72 — Surah Al-Hijr

68قَالَ إِنَّ هَٰؤُلَاءِ ضَيْفِي فَلَا تَفْضَحُونِ
Nilaza Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Tena marina fa vahiniko izy ireo, aza manafitohina Ahy Ianareo
69وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
70قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”
71قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !
72لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
70Andininy

Fandikana — Al-Hijr 70

Surah Al-Hijr Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa…

Surah Andininy 70/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers