Al-Hijr · 71/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ ۝٧١
Qaala haaa`ulaaa`i banaateee in kuntum faa`ileen
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 69-73 — Surah Al-Hijr

69وَاتَّقُوا اللَّهَ وَلَا تُخْزُونِ
Ary matahora an’i Allah Ianareo. Aza tafihinareo henatra Aho.
70قَالُوا أَوَلَمْ نَنْهَكَ عَنِ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo (ireo olon’ny tanàna) hoe : “ Moa ve tsy efa nandrara Anao Izahay tamin’ny (fandraisana) olona ? ”
71قَالَ هَٰؤُلَاءِ بَنَاتِي إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo Zanako vavy ! Raha misy zavatra tianareo hatao !
72لَعَمْرُكَ إِنَّهُمْ لَفِي سَكْرَتِهِمْ يَعْمَهُونَ
Mianiana amin’ny fiainanao (Aho) fa nikorontan-tsaina izy ireo tao anaty firediredeny.
73فَأَخَذَتْهُمُ الصَّيْحَةُ مُشْرِقِينَ
Ka dia ny kiakiaka (loza) no nahazo azy ireo tamin’ny fiposahan’ny masoandro.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
71Andininy

Fandikana — Al-Hijr 71

Surah Al-Hijr Andininy 71 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Indro ireo…

Surah Andininy 71/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 69–73. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers