Ash-Shu'ara · 161/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ لُوطٌ أَلَا تَتَّقُونَ ١٦١
Transliteration
Iz qaala lahum akhoohum Lootun alaa tattaqoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Lota hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?"
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 159-163 — Ash-Shu'ara
159وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
160كَذَّبَتْ قَوْمُ لُوطٍ الْمُرْسَلِينَ
Nilaza ireo Iraka ho mpandainga ny vahoakan' i Lota.
161إِذْ قَالَ لَهُمْ أَخُوهُمْ لُوطٌ أَلَا تَتَّقُونَ
Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Lota hoe : “Tsy manam-patahorana ve ianareo ?"
162إِنِّي لَكُمْ رَسُولٌ أَمِينٌ
Izaho dia Iraka mendri-pitokisana ho anareo !
163فَاتَّقُوا اللَّهَ وَأَطِيعُونِ
Ary matahora an’I Allah àry ianareo, ary mankatoava ahy.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
161Andininy
Fandikana — Ash-Shu'ara 161
Surah Ash-Shu'ara Andininy 161 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha niteny tamin’izy ireo ny rahalahin’izy ireo Lota hoe :…Surah Andininy 161/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 159–163. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Wednesday, August 19, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








