Ash-Shu'ara · 222/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
تَنَزَّلُ عَلَىٰ كُلِّ أَفَّاكٍ أَثِيمٍ ۝٢٢٢
Tanazzalu `alaa kulli affaakin aseem
📖 Dikany Malagasy
Midina amin’izay rehetra be famoronan-dainga sy be fahotana izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 220-224 — Surah Ash-Shu'ara

220إِنَّهُ هُوَ السَّمِيعُ الْعَلِيمُ
Izy no Ilay tena Maheno sy Mahalala .
221هَلْ أُنَبِّئُكُمْ عَلَىٰ مَن تَنَزَّلُ الشَّيَاطِينُ
Ho lazaiko anareo ve amin’iza no midina ireo satana ?
222تَنَزَّلُ عَلَىٰ كُلِّ أَفَّاكٍ أَثِيمٍ
Midina amin’izay rehetra be famoronan-dainga sy be fahotana izy ireo.
223يُلْقُونَ السَّمْعَ وَأَكْثَرُهُمْ كَاذِبُونَ
Mampandry sofina izy ireo nefa ny ankamaroan’izy ireo dia mpandainga avokoa.
224وَالشُّعَرَاءُ يَتَّبِعُهُمُ الْغَاوُونَ
Fa ireo mpanao tononkalo kosa, dia manaraka azy ireo avy izay very lalana.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
222Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 222

Surah Ash-Shu'ara Andininy 222 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Midina amin’izay rehetra be famoronan-dainga sy be fahotana izy ireo.

Surah Andininy 222/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 220–224. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers