Ash-Shu'ara · 64/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَأَزْلَفْنَا ثَمَّ الْآخَرِينَ ۝٦٤
Wa azlafnaa sammal aakhareen
📖 Dikany Malagasy
Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 62-66 — Surah Ash-Shu'ara

62قَالَ كَلَّا ۖ إِنَّ مَعِيَ رَبِّي سَيَهْدِينِ
Niteny izy (Mosa) hoe : “Tsia! Tena miaraka amiko ny Tompoko, ka hitari-dalana ahy Izy”.
63فَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنِ اضْرِب بِّعَصَاكَ الْبَحْرَ ۖ فَانفَلَقَ فَكَانَ كُلُّ فِرْقٍ كَالطَّوْدِ الْعَظِيمِ
Ka nandefa fanambarana tamin’i Mosesy Izahay hoe : “Kapohy amin’ny tehinao ny ranomasina”. Dia nizara roa izany, ka toy ny tendrombohitra lehibe avo ny andaniny sy ny ankilany.
64وَأَزْلَفْنَا ثَمَّ الْآخَرِينَ
Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)
65وَأَنجَيْنَا مُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ أَجْمَعِينَ
Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.
66ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 64

Surah Ash-Shu'ara Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)

Surah Andininy 64/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers