An-Nisa · 120/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
يَعِدُهُمْ وَيُمَنِّيهِمْ ۖ وَمَا يَعِدُهُمُ الشَّيْطَانُ إِلَّا غُرُورًا ١٢٠
Transliteration
Ya`iduhum wa yuman neehim wa maa ya`iduhumush Shaitaanu illaa ghurooraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Mampanantena azy ireny izy, sy mampanantena zava-poana. Ary tsy manome fitokisana azy ireo ny satana afa-tsy ny fitaka.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 118-122 — An-Nisa
118لَّعَنَهُ اللَّهُ ۘ وَقَالَ لَأَتَّخِذَنَّ مِنْ عِبَادِكَ نَصِيبًا مَّفْرُوضًا
Nanozona azy I Allah ! Ary niteny izy nanao hoe : “Tsy maintsy haka ampahany voafaritra amin’ireo mpanomponao aho”.
119وَلَأُضِلَّنَّهُمْ وَلَأُمَنِّيَنَّهُمْ وَلَآمُرَنَّهُمْ فَلَيُبَتِّكُنَّ آذَانَ الْأَنْعَامِ وَلَآمُرَنَّهُمْ فَلَيُغَيِّرُنَّ خَلْقَ اللَّهِ ۚ وَمَن يَتَّخِذِ الشَّيْطَانَ وَلِيًّا مِّن دُونِ اللَّهِ فَقَدْ خَسِرَ خُسْرَانًا مُّبِينًا
Ary tsy maintsy ho vereziko làlana izy ireo, ary tena omeko fampanantenana diso, tena ho didiko izy ireo, ka hanova ny zava-boarin’i Allah. Ary na iza na iza mandray ny satana ho mpiahy azy ankoatr’i Allah, dia tena maty antoka amin’ny faty antoka miharihary.
120يَعِدُهُمْ وَيُمَنِّيهِمْ ۖ وَمَا يَعِدُهُمُ الشَّيْطَانُ إِلَّا غُرُورًا
Mampanantena azy ireny izy, sy mampanantena zava-poana. Ary tsy manome fitokisana azy ireo ny satana afa-tsy ny fitaka.
121أُولَٰئِكَ مَأْوَاهُمْ جَهَنَّمُ وَلَا يَجِدُونَ عَنْهَا مَحِيصًا
Izy ireny dia ny afobe no toeram-pialofany, ary tsy hahita fomba handosirana amin’izany izy ireo.
122وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ سَنُدْخِلُهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۖ وَعْدَ اللَّهِ حَقًّا ۚ وَمَنْ أَصْدَقُ مِنَ اللَّهِ قِيلًا
Ary ny amin'ireo Mpino sady nanao asa-soa dia hampidirinay amin’ny Paradisa izy ireo,izay ikorianan’ireo renirano isan-karazany avy eo ambaniny. Ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Izany dia fampanantenana avy amin’i Allah. Ary iza moa no manana teny marina mihoatra an’I Allah.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
120Andininy
Fandikana — An-Nisa 120
Surah An-Nisa Andininy 120 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mampanantena azy ireny izy, sy mampanantena zava-poana. Ary tsy manome…Surah Andininy 120/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 118–122. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








