An-Najm · 21/62
Fandikana Fanononana — An-Najm
أَلَكُمُ الذَّكَرُ وَلَهُ الْأُنثَىٰ ۝٢١
A-lakumuz zakaru wa lahul unsaa
📖 Dikany Malagasy
Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny zazavavy ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 19-23 — An-Najm

19أَفَرَأَيْتُمُ اللَّاتَ وَالْعُزَّىٰ
Ka ahoana àry ny fahitanareo ny sampy Làt sy Ozzà?
20وَمَنَاةَ الثَّالِثَةَ الْأُخْرَىٰ
Ary koa i Manat, ilay sampy fahatelo hafa ?
21أَلَكُمُ الذَّكَرُ وَلَهُ الْأُنثَىٰ
Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny zazavavy ?
22تِلْكَ إِذًا قِسْمَةٌ ضِيزَىٰ
Tena fizarana vilana kosa izany !
23إِنْ هِيَ إِلَّا أَسْمَاءٌ سَمَّيْتُمُوهَا أَنتُمْ وَآبَاؤُكُم مَّا أَنزَلَ اللَّهُ بِهَا مِن سُلْطَانٍ ۚ إِن يَتَّبِعُونَ إِلَّا الظَّنَّ وَمَا تَهْوَى الْأَنفُسُ ۖ وَلَقَدْ جَاءَهُم مِّن رَّبِّهِمُ الْهُدَىٰ
Anarana noforoninareo ihany izany, ianareo sy ny razam-benareo, fa tsy nampidina porofo mikasika izany I Allah. Tsy manaraka afa-tsy ny fiheverany sy ny sitrapony ihany izy ireo, nefa efa tonga tamin’izy ireo ny tari-dalana avy amin’ny Tompony .
An-NajmFizahan-takila Koraña
62Andininy
MeccanRevelation
21Andininy

Fandikana — An-Najm 21

Surah An-Najm Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ho anareo va ny zazalahy, fa ho Azy kosa ny…

Surah Andininy 21/62 — An-Najm النجم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Najm Henoy, An-Najm Fandikana, An-Najm mp3, An-Najm pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers