Al-Hijr · 63/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
قَالُوا بَلْ جِئْنَاكَ بِمَا كَانُوا فِيهِ يَمْتَرُونَ ۝٦٣
Qaaloo bal ji`naaka bimaa kaanoo feehi yamtaroon
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty Aminao tokoa Izahay mitondra ny (sazy) izay nampisalasala azy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 61-65 — Surah Al-Hijr

61فَلَمَّا جَاءَ آلَ لُوطٍ الْمُرْسَلُونَ
Nony tonga teo amin’ny fianakavian’I Lota ireo Iraka,
62قَالَ إِنَّكُمْ قَوْمٌ مُّنكَرُونَ
Dia niteny Izy (Lota) ka nanao hoe : “ Ianareo dia Olona tsy fantatra ”.
63قَالُوا بَلْ جِئْنَاكَ بِمَا كَانُوا فِيهِ يَمْتَرُونَ
Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty Aminao tokoa Izahay mitondra ny (sazy) izay nampisalasala azy ireo.
64وَأَتَيْنَاكَ بِالْحَقِّ وَإِنَّا لَصَادِقُونَ
Ary tonga Aminao Izahay miaraka amin’ny Fahamarinana. Ary mpilaza ny marina Izahay.
65فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَاتَّبِعْ أَدْبَارَهُمْ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ وَامْضُوا حَيْثُ تُؤْمَرُونَ
“ Mandehana àry miaraka amin’ny fianakavianao Ianao amin’ny fahataperan’ny alina, ary araho avy ao aoriana izy ireo; ary aoka tsy hisy hitoditodika n'iza n'iza Aminareo; koa mandehana amin’izay handidiana Anareo Ianareo ”.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
63Andininy

Fandikana — Al-Hijr 63

Surah Al-Hijr Andininy 63 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty…

Surah Andininy 63/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 61–65. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers