Maryam · 92/98
Fandikana Fanononana — Maryam
وَمَا يَنبَغِي لِلرَّحْمَٰنِ أَن يَتَّخِذَ وَلَدًا ٩٢
Transliteration
Wa maa yambaghee lir Rahmaani ai yattakhiza waladaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Kanefa tsy mendrika velively an’Ilay be Fiantrana ny hanan-janaka !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 90-94 — Maryam
90تَكَادُ السَّمَاوَاتُ يَتَفَطَّرْنَ مِنْهُ وَتَنشَقُّ الْأَرْضُ وَتَخِرُّ الْجِبَالُ هَدًّا
Kely foana no tsy nahavaky ireo lanitra noho izany (teny izany), sy tsy nampitresaka ny tany, ary tsy nandrava ireo tendrombohitra.
91أَن دَعَوْا لِلرَّحْمَٰنِ وَلَدًا
Noho izy ireo niantso fa ilay be Fiantrana dia manan-janaka.
92وَمَا يَنبَغِي لِلرَّحْمَٰنِ أَن يَتَّخِذَ وَلَدًا
Kanefa tsy mendrika velively an’Ilay be Fiantrana ny hanan-janaka !
93إِن كُلُّ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ إِلَّا آتِي الرَّحْمَٰنِ عَبْدًا
Tsy inona akory izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ety an-tany, afa-tsy mpanompo, eo anatrehan’Ilay be Fiantrana.
94لَّقَدْ أَحْصَاهُمْ وَعَدَّهُمْ عَدًّا
Tena marina fa notanisainy sy voaisany avokoa izy rehetra.
MaryamFizahan-takila Koraña
98Andininy
MeccanRevelation
92Andininy
Fandikana — Maryam 92
Surah Maryam Andininy 92 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Kanefa tsy mendrika velively an’Ilay be Fiantrana ny hanan-janaka !Surah Andininy 92/98 — Maryam مريم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Maryam Henoy, Maryam Fandikana, Maryam mp3, Maryam pdf. Andininy 90–94. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








