As-Saffat · 163/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
إِلَّا مَنْ هُوَ صَالِ الْجَحِيمِ ۝١٦٣
Illaa man huwa saalil jaheem
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy izay hiditra ao anatin’ny afobe (Djahim).
🎧 Henoy

📜 Andininy 161-165 — As-Saffat

161فَإِنَّكُمْ وَمَا تَعْبُدُونَ
Marina fa ianareo sy izay tompoinareo
162مَا أَنتُمْ عَلَيْهِ بِفَاتِنِينَ
Dia tsy afaka maka fanahy (na iza na iza) ianareo amin’izany
163إِلَّا مَنْ هُوَ صَالِ الْجَحِيمِ
Afa-tsy izay hiditra ao anatin’ny afobe (Djahim).
164وَمَا مِنَّا إِلَّا لَهُ مَقَامٌ مَّعْلُومٌ
Tsy misy na dia iray aza aminay ka tsy manana toerana efa fantatra
165وَإِنَّا لَنَحْنُ الصَّافُّونَ
Ary izahay (Anjely) dia tena milahatra araka ny laharana
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
163Andininy

Fandikana — As-Saffat 163

Surah As-Saffat Andininy 163 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy izay hiditra ao anatin’ny afobe (Djahim).

Surah Andininy 163/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 161–165. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers