Al-A'raf · 122/206
Fandikana Fanononana — Surah Al-A'raf
رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ ۝١٢٢
Rabbi Moosaa wa Haaroon
📖 Dikany Malagasy
Tompon’i Mosesy sy Harona .

🎧 Henoy


📜 Andininy 120-124 — Surah Al-A'raf

120وَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
121قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo nanao hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
122رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona .
123قَالَ فِرْعَوْنُ آمَنتُم بِهِ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّ هَٰذَا لَمَكْرٌ مَّكَرْتُمُوهُ فِي الْمَدِينَةِ لِتُخْرِجُوا مِنْهَا أَهْلَهَا ۖ فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Niteny i Faraona nanao hoe : “Mino Azy ve ianareo alohan’ny hanomezako alàlana anareo ? Marina fa izany dia tena tetika efa nomaninareo tany amin’ny tanàna mba hamoahanareo ny mponina ao aminy, ka ho fantatrareo tsara izany.
124لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ ثُمَّ لَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho tapahako ny tananareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny, avy eo tena ho fantsihiko tokoa amin’ny hazo ianareo rehetra.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
122Andininy

Fandikana — Al-A'raf 122

Surah Al-A'raf Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tompon’i Mosesy sy Harona .

Surah Andininy 122/206 — Surah Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-A'raf Henoy, Surah Al-A'raf Fandikana, Surah Al-A'raf mp3, Surah Al-A'raf pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers