An-Nazi'at · 44/46
Fandikana Fanononana — Surah An-Nazi'at
إِلَىٰ رَبِّكَ مُنتَهَاهَا ۝٤٤
Ilaa Rabbika muntahaa haa
📖 Dikany Malagasy
any amin'ny Tomponao ny fahalalana izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 42-46 — Surah An-Nazi'at

42يَسْأَلُونَكَ عَنِ السَّاعَةِ أَيَّانَ مُرْسَاهَا
Hanontany anao ny amin'ny andro farany izy ireo hoe: "Rahoviana anga no ahatongavan'izany? "
43فِيمَ أَنتَ مِن ذِكْرَاهَا
Amin'ny fomba ahoana no hilazanao izany amin'izy ireo?
44إِلَىٰ رَبِّكَ مُنتَهَاهَا
any amin'ny Tomponao ny fahalalana izany.
45إِنَّمَا أَنتَ مُنذِرُ مَن يَخْشَاهَا
Satria ianao dia mpampitandrina ihany an'izay manana fahatahorana an'izany,
46كَأَنَّهُمْ يَوْمَ يَرَوْنَهَا لَمْ يَلْبَثُوا إِلَّا عَشِيَّةً أَوْ ضُحَاهَا
Amin'ny andro izay hahitan'izy ireo ny andro farany dia tahaka ny tsy nonina tety an-tany afa-tsy indray maraina na indray hariva fotsiny izy ireo,
An-Nazi'atFizahan-takila Koraña
46Andininy
MeccanRevelation
44Andininy

Fandikana — An-Nazi'at 44

Surah An-Nazi'at Andininy 44 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : any amin'ny Tomponao ny fahalalana izany.

Surah Andininy 44/46 — Surah An-Nazi'at النازعات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nazi'at Henoy, Surah An-Nazi'at Fandikana, Surah An-Nazi'at mp3, Surah An-Nazi'at pdf. Andininy 42–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Wednesday, September 30, 2026

Don't forget us in your sincere prayers