Ash-Shu'ara · 116/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
قَالُوا لَئِن لَّمْ تَنتَهِ يَا نُوحُ لَتَكُونَنَّ مِنَ الْمَرْجُومِينَ ۝١١٦
Qaaloo la`il lam tantahi yaa Noohu latakoonanna minal marjoomeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry Noa dia tena ho anisan’ireo voatora-bato tokoa”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 114-118 — Ash-Shu'ara

114وَمَا أَنَا بِطَارِدِ الْمُؤْمِنِينَ
Ary tsy izaho mihitsy no handroaka ireo mpino.
115إِنْ أَنَا إِلَّا نَذِيرٌ مُّبِينٌ
Tsy iza akory aho afa-tsy mpananatra miharihary ihany.
116قَالُوا لَئِن لَّمْ تَنتَهِ يَا نُوحُ لَتَكُونَنَّ مِنَ الْمَرْجُومِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry Noa dia tena ho anisan’ireo voatora-bato tokoa”.
117قَالَ رَبِّ إِنَّ قَوْمِي كَذَّبُونِ
Niteny izy (Noa) hoe : “Tompo ô ! Tena nilaza ahy ho mpandainga ny vahoakako !
118فَافْتَحْ بَيْنِي وَبَيْنَهُمْ فَتْحًا وَنَجِّنِي وَمَن مَّعِيَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Ka tsarao amin’ny fitsarana mazava àry ny amiko sy ny amin’izy ireo ; ary avoty aho sy ireo mpino miaraka amiko”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
116Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 116

Surah Ash-Shu'ara Andininy 116 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Raha tsy mitsahatra ianao ry…

Surah Andininy 116/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 114–118. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers